Fanampin' ny Bokin' i Estera

Manoratra taratasy ho an' ny Jody i Estera sy Môrdôke

Ny fanampin' ny Bokin' i Estera na tovan' ny Bokin' i Estera dia tsy hita ao amin' ny ao amin' ny Baiboly prôtestanta na ao amin' ny Baiboly hebreo. Ny Bokin' i Estera ao amin' ny Baiboly katôlika sy ny Baiboly ôrtôdôksa no ahitana ilay tovana. Tamin' ny teny grika ny sora-tanana ananana azy.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy